|
|
|
|

Entry1  ondrikely malahelo
Elementary words  2  ondry, kely, malahelo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo
Synonyms  5  ondrikely kamboty

Updated on 2023/06/08